Entry | 1 ranomody |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 rano, mody |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Rano mitambolimbolina amin' ny renirano ka mety hahafaty ny olona milomano voasangodina ao anatiny 5 [1.13] rano miherina |
Explanations in English |
6 [1.2] [rano mody]
A whirlpool, an eddy of water. |
Explanations in French |
7 [1.13] eau tourbillonante |
Anagrams | 8 amondroy, 9 mirodòna, mirodona, 10 ranomody |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |